|
|
|
|

Teny iditra mangataka ranomandry
Sokajin-teny kambanteny
Singan-teny mangataka, rano, mandry
 Miaiky amin' ny faharesena ka mibaboka sy mila fihavanana [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11