|
|
|
|

Teny iditra mangoana (goana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 To knock, to rap. [1.2]
  [Tanala] Foana, tapitra tsy misy intsony, lany: Nangoaña tao ny sambaike handy ahay tsy bany mihinaña (tapitra tsy nisy intsony ny mangahazo masaka kilavalava nefa izahay tsy mbola nihinana) [1.78]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mangoana
Ny lasa : nangoana
Ny hoavy : hangoana
Filaza mandidy : mangoana

Nohavaozina tamin' ny 2023/09/11