| Teny iditra |
mangopetaka
(hopetaka (petaka))
|
| Sokajin-teny | mpamaritra
|
| | Enti-milaza zavatra mipetaka be na mipetaka mihanaka makadiry: Nony sitrana ilay fera dia nisy takopery nangopetaka nanarona azy ~ Mangopetaka amin' ny rindrina ny rihitra [1.1]
|
| | Spread, somewhat diffused. [1.2]
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
mangopetaka |
| Ny lasa : |
nangopetaka |
| Ny hoavy : |
hangopetaka |
|
| Tsipelina hafa |
|
| Teny iditra |
mangopetaka
(kopetaka (petaka))
|
| Sokajin-teny | mpamaritra
|
| | Jereo kopetaka
[1.62]
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
mangopetaka |
| Ny lasa : |
nangopetaka |
| Ny hoavy : |
hangopetaka |
|
|