| Teny iditra | mangorona (horona) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Manodina hivoromborona: Mangorona tady Mampirina, mandanona: Indreny mangorona ny lamba mihahy ny mpanasa lamba Maka miaraka, mifaoka: Mangorona ny tsy manan-karatra, hono, ny polisy Manangona, mamory tsy misy fetra: Mangoron-karena [1.1] | |||||||||
| To roll up; to take over confiscated property; to hunt for game or for fugitives [1.7] | |||||||||
| Enrouler, rouler; confisquer, rafler; chasser du gibier ou des fuyards [1.8] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Teny iditra | mangoròna (horona) | ||||||||
| Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mangorona | ||||||||
| [1.1] | |||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|