|
|
|
|

Teny iditra manimba (simba)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Manisy fahavoazana: Manimba ny voninkazo ny rivotra ~ Ny fana fintohinana manimba ny fanahin' ny namana
Mahatonga tsy ho tian' ny olona manaratsy tany: Manimba ahy eo amin' ny tany ama-monina izany ampanaovinao ahy izany
Misakantsakana ny fahombiazana: Mety hanimba ny fandehan' ny raharahantsika ny fijanonan' io olona io eto [1.1]
 Endommager, dégrader, détruire [1.13]
Ohatra 
1ny bibikely tonga ho azy amin' ny tanimboly, manimba voatabia sy mihinana ny anana ho toy ny dantelina! [2.470]
2Manimba toetra sy ahavitan-javatra mamoa fady ny hanoanana. [2.472]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manimba
Ny lasa : nanimba
Ny hoavy : hanimba
Filaza mandidy : manimbà

Teny iditra manimba (simba)
Sokajin-teny mpamaritra
 Nocif [1.13]

Teny iditra manim (simba)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manimba [Fitanisana]
  [1.1]
  [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2024/08/16