| Teny iditra | manirina (hirina) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Manakimpy ny mason' ny olona ho faty na efa maty [1.1] | |||||||||
| To close the eyes of the dead [1.7] | |||||||||
| Fermer les yeux d'un mort [1.8] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Teny iditra | manirina (manitra (hanitra)) | ||||||||
| Sokajin-teny | anarana | ||||||||
| Atao tonga manitra [1.1] | |||||||||
| Tovy hevitra | hanirina | ||||||||
| Teny iditra | manirìna (hirina) | ||||||||
| Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manirina | ||||||||
| [1.1] | |||||||||
| [1.3] | |||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/04/08 |
|