|
|
|
|

Teny iditra manitra (hanitra)
Sokajin-teny mpamaritra
 Manana fofona tsara: Manitra ny vonin' ny telomiova
Mitovy hevitra: maka volon' orona ~ mamafana ~ mamerovero ~ mandraraka ~ manetonetona ~ mani-pofona ~ midofaka [1.1]
 Fragrant [1.7]
 Parfumé [1.8]
  [Merina] (de hanitra : parfum). « Nom d'une plante médicinale » d'après Grandidier. C'est en réalité un nom qu'on donne en général aux plantes odoriférantes, parfumées. [1.196]
Voambolana 
Ohatra 
1Ny hoavy voafafy raozy sy voninkazo manitra no toa diaviny [2.470]
2Raha tsy akoho mifahy tsy mitovy aminy, ary ny fofony manitra aoka izany. [2.471]
3Sady mamy izy no manitra ery amin' izay rahefa masaka. [2.472]
Mpanahaka  Andriamanitra

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20