| Teny iditra |
manisa
(sisa)
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | [Tanala]
Mamela sisa [1.78]
|
| | Mamela sisa: Tsy nanisa vary ho ahy lahy ny zokiko! Manokana, mitahiry: Lafoko ihany ny voasariko telo fototra, nefa aza matahotra fa nanisa iray harona ho anao aho [1.1]
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
manisa |
| Ny lasa : |
nanisa |
| Ny hoavy : |
hanisa |
|
|
| Teny iditra |
manisa
(isa)
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | Milaza ny fitohizan' ny isa: Efa mahay manisa ny zanako Mijery ny isan-javatra na olona: Manisa ny mpianatra tonga ny mpampianatra [1.1]
|
| | To count [1.7]
|
| | Compter, énumérer, mettre au nombre.
Mahay manisa sahady ity zaza kely ity:
ce petit enfant sait déjà compter. [1.3]
|
| | Compter [1.8]
|
| | Compter: mamela tsiroaroa (compter deux par deux) [1.13]
|
| Voambolana |
| Ohatra | Manisa ny entana aondrana sy ampidinina no tena vaindohan-draharahako teny amin' ny s/s "Chantilly".
[2.471]
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
manisa |
| Ny lasa : |
nanisa |
| Ny hoavy : |
hanisa |
| Filaza mandidy : |
manisà |
|
|
| Teny iditra |
manisà
(isa)
|
| Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manisa
|
| | [1.1]
|
| | [1.3]
|
|