| Teny iditra | manjanona (janona) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Mampitokona: Nanajanona ny fiarany teo afovoan-dalana izy ka voasazy Mampiato, tsy mamela hanohy: Tongany mpampianatra nanajanona ny ady hevitra fa saika nivadika ho zavatra hafa [1.1] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Tovy hevitra | manajanona | ||||||||
| Teny iditra | manjanòna (janona) | ||||||||
| Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manjanona | ||||||||
| [1.1] | |||||||||
| [1.3] | |||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|