|
|
|
|

Teny iditra janona
Sokajin-teny anarana
 Fiatoana (matetika tsy misy fitohizany intsony). [1.1]
 Arrêt, halte, suspension, interruption, pause, station [1.3]
Ohatra 
1Dia miala janona eto isika, leiretsy, ambara-pahamarain' ny andro! [2.357]
2ny lohalika miharary mandrakariva ka tsy hafaha mandeha, fa mampiala janona matetika; [2.59]
Sampanteny 

Teny iditra janona
Sokajin-teny anarana
  [Tankarana] Nom d'une espèce de poisson. [1.19]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/12