| Teny iditra | manongilana (tongilana (hilana)) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Mampirona, mampiraika: Manongilana ny siny Manondrika: Manongitana ny loha [1.1] | |||||||||
| Ohatra | Manongilana ny sofiny izy, nefa tsy mihaino.
[2.996] | ||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Teny iditra | manongilàna (tongilana (hilana)) | ||||||||
| Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manongilana | ||||||||
| [1.1] | |||||||||
| [1.3] | |||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/10/20 |
|