|
|
|
|

Teny iditra manosona (sosona)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Manisy sosona na zavatra anampy na anatevenana avy ao anaty: Manosona varatiarana [1.1]
 To put a lining in [1.7]
 Mettre une doublure [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manosona
Ny lasa : nanosona
Ny hoavy : hanosona
Filaza mandidy : manosòna

Teny iditra manosòna (sosona)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manosona [Fitanisana]
  [1.1]
  [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20