| Teny iditra |
manovana
(tovana)
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | [Bezanozano]
Manampy [1.78]
|
| | Manampy avy ao ambany na avy eo aoriana:
Tsy maintsy manovana itỳ tady itỳ ianao fa fohy loatra ilay izy [1.1]
|
| | To add to, to lengthen (at the bottom or the back) [1.7]
|
| | Allonger, ajouter au fond ou au dos [1.8]
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
manovana |
| Ny lasa : |
nanovana |
| Ny hoavy : |
hanovana |
| Filaza mandidy : |
manovàna |
|
|
| Teny iditra |
manovàna
(tovana)
|
| Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manovana
|
| | [1.1]
|
| | [1.3]
|
|