|
|
|
|

Teny iditra manozona (ozona)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Maniry ratsy ny hafa: Nanozona ilay lamina tsy nandray azy izy [1.1]
 To curse [1.7]
 Maudire [1.8]
Ohatra Ary izay manozona ny rainy na ny reniny dia hatao maty tokoa. [2.996]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manozona
Ny lasa : nanozona
Ny hoavy : hanozona
Filaza mandidy : manozòna

Teny iditra manozòna (ozona)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manozona [Fitanisana]
  [1.1]
  [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20