| Teny iditra | maranitra (ranitra) | ||||||
| Sokajin-teny | mpamaritra | ||||||
| Manify dia manify ka mahadidy sy mahatapaka: Maranitra kokoa ny hareza noho ny antsy Mitsilotsilo loha: Fantsika maranitra omena ahy fa dombo loatra ity Kinga, matsilo saina: Maranitra itỳ mpianatra itỳ ka tsy mahagaga raha mahomby rahatrizay [1.1] | |||||||
| Sharp; very clever [1.2] | |||||||
| Aigu, pointu, tranchant [1.13] | |||||||
| S'applique aux parfums à odeur pénétrante [1.196] | |||||||
| Teny iditra | maranitra | ||||||
| Sokajin-teny | anarana | ||||||
| A former name of the soldiers who guarded the sovereign [1.2] | |||||||
| Voambolana | |||||||
| Teny iditra | maranitra (ranitra) | ||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
| To cohabit though not married. [1.2] | |||||||
| Haiendriteny |
| ||||||
| Teny iditra | maranitra | ||||||
| Sokajin-teny | anarana | ||||||
| [Betsileo] Nom cité par Richardson (Dictionnaire Anglais-Malgache). Vernonia exserta Baker (Asteraceae). Arbuste à rameaux couverts d'un duvet brun. Très odoriférant. On en fait des bains de vapeur surtout dans les cas de contusions et pour activer la circulation périphérique. [1.196] | |||||||
| Voambolana | |||||||
| Anarana ara-tsiansa | Vernonia exserta | ||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2024/10/14 |
|