Teny
Fitenim-paritra
Fototeny
Rakibolana
Sary
Takila fandraisana
Anaran-tsamirery
Voambolana
Sampanteny
Fitsipi-pitenenana
Bibliôgrafia
Mpiara-miasa
Eva
Sokajin-teny
Ohabolana
Lahatsoratra
Habaka
Fanontaniana
Fivaditsoratra
Singana/Kambana
Fafana sy Tsanganana
|
|
|
|
Teny iditra
fa
ra
ry
(
ra
ry
)
Sokajin-teny
mpamaritra
Enti-milaza olona marary lava tsy mety salama
Mitovy hevitra:
farofy
~
malemy
~
malezolezo
~
malovilovy
~
mangorera
~
marafoka
~
marary ovana
~
marisarisa
~
mavozo
~
migidredro
~
osa
~
saozanina
~
tsy mahazo nofo
~
tsy matanjaka
~
tsy salama
~
tsy seheno
[
1.1
]
Often ill
[
1.7
]
Souvent malade, maladif
[
1.8
]
Voambolana
Ohatra
1
Tovolahy salaina Rakoto fa tsy mba
farary
.
[
1.437
]
2
Ny Alakamisy dia olona
farary
, saozanina, taizan' aretina.
[
1.381
]
Nohavaozina tamin' ny 2023/10/21