|
|
|
|

Teny iditra maria (ria)
Sokajin-teny mpamaritra
 Ilazana ny toetran' ny rano mandeha mikoriana fa tsy mihandrona na monina: Entin' ny rano maria ny lakana ka mandeha tsy voizina akory [1.1]
 Mahery sy lalina tsy azo itana [2.285]
 To flow swiftly; swifty-flowing [1.7]
 Couler rapidement [1.8]
Ohatra 
1voahirana an-drano maria! [2.5]
2ireny dia tsy an-kasoavana
tsy an-karatsiana
tsy an ony
tsy an-drano maria
[2.131]
3Tsy mifidy hasiana, mazàna mamono, Ary tsy azo tohaina fa rano maria! [1.240]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : maria
Ny lasa : naria
Ny hoavy : haria

Teny iditra maria
Sokajin-teny anarana
  [Tankarana] Nom d'une espèce d'oiseau. [1.19]
Voambolana 
Tsipelina hafa 

Teny iditra Maria (ria)
Sokajin-teny anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Voambolana 
Fangi-bolantany -17.2833333, 46.4333333
Haianarantany ria

Teny iditra Maria
Sokajin-teny anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana]
 1. Maria, Miriama, mpaminany vavy, anabavin'i Aarona
2. Maria, renin'i Jesosy
3. Maria, vadin' i Klopa
4. Maria, anabavin' i Lazarosy
5. Maria Magdalene
6. Maria, renin' i Marka
7. Maria, isan'ny Kristiana tao Roma [2.996]
 1. Miriam, the sister of Aaron
2. Mary, mother of Jesus
3. Maria, wife of Cleophas
4. Mary, sister of Lazarus
5. Maria Magdalene
6. Maria, mother of Mark
7. Maria, an early Christian from Rome [2.996]
 1. Miryam, soeur d'Aaron
2. Marie, mère de Jésus
3. Marie, épouse de Clopas
4. Marie, soeur de Lazare
5. Marie Magdalène
6. Maria, mère de Marc
7. Marie, chrétienne de Rome [2.996]
Voambolana 
Lahatsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2024/09/10