|
|
|
|

Teny iditra marin-tampona
Sokajin-teny kambanteny
Singan-teny marina, tampona
Fitokoavana Teny na kambanteny hita ao aminy: lemaka ~ mitovy tantana
Ohatra 
1Havoana ihany Analatelo, saingy malalaka sy somary marin-tampona. [2.472]
2torak'izany koa Neftali eo amin'ny havoany marin-tampona. [2.996]

Nohavaozina tamin' ny 2024/08/13