| Teny iditra | mavozo (vozo) | ||||
| Sokajin-teny | mpamaritra | ||||
| [Sihanaka, Taisaka] antitra [1.78] | |||||
| [Taisaka] osa [1.78] | |||||
| [Sakalava] sarotahotra [1.78] | |||||
| [Sihanaka] Reraka, sasatra, tsy ampy hery, kanosa [1.78] | |||||
| Osareraka, reradreraka, valabalaka: Nanao mavozovozo aho androany ka tsy afaka handeha (taloha) midonanapoana, tsy miasa [1.1] | |||||
| Faible, débile, fatigué [1.3] | |||||
| [Tankarana] vozo [1.19] | |||||
| Ohatra |
| ||||
| Tovy hevitra | mavozovozo | ||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/03/08 |
|