|
|
|
|

Teny iditra osa
Sokajin-teny mpamaritra
 Tsy manana tanjaka na herim-batana; mora reraka na tsy salama: Osa fa tsy tahaka ny lehilahy ny vehivavy.
Malemy, kely aina, saozanina, reraka, mihozohozo, mangozohozo [1.1]
 Feeble, weak; coward [1.7]
 Faible, sans courage, sans énergie, lâche, poltron [1.3]
 Faible, poltron [1.8]
Ohatra 
1Antitra sy osa ny raiko. [2.270]
2Aza ilaozanao aho fa efa osa, hoy koa i Neny. [2.643]
Sampanteny 

Teny iditra osa
Sokajin-teny anarana
  [Taisaka] Zavamaniry eny amin'ny toerana misy vato, tsy avo fa iva faniry [1.78]
Voambolana 

Teny iditra Osa
Sokajin-teny anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana]
 Osa [2.996]
 Uz [2.996]
 [2.996]
Voambolana 
Ohatra Zanak'i Arama: Osa, Hola, Getera, ary Mesa. [2.996]
Tovy hevitra Oza
Lahatsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/01