|
|
|
|

Teny iditra may volon-tratra
Sokajin-teny kambanteny
Singan-teny may, volo, tratra
 Dodona noho ny fahasahiranana na ny hamaimaizana ateraky ny faniriana; sahirana mafy ka dodona aoka izany erỳ [1.1]
Tovy hevitra may volon' orona

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/23