|
|
|
|

Teny iditra may volon' orona
Sokajin-teny kambanteny
Singan-teny may, volo, orona
 Enti-milaza fahamaizana izaitsizy noho ny raharaha maro dia maro na maika dia maika; sahirana mafy ka dodona aoka izany erỳ [1.1]
Tovy hevitra may volon-kelika ~ may volon-tratra

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/23