|
|
|
|

Teny iditra menara (henatra)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny mpamaritra menatra [Fitanisana]
  [1.2]
 Sachez vous conduire, sachez rougir [1.3]
 Aie honte [1.107]
Ohatra Aza manohitra ny marina fa menara noho hianao tsy ampy fahalalana. [2.996]

Nohavaozina tamin' ny 2025/04/17