| Teny iditra |
miadala
(adala)
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | Tsy mahay mitondra tena, mitondra tena toy ny adala, manao fanahin'adala, tsy mahay mipetraka: Raha miadala eo ianao, entiko any amin' ny fanjakana Tia loatra, matimaty: Niadalam-bola ny nao ka tratra tamin'ny farany [1.1]
|
| | To be simple, unwise, or silly. [1.2]
|
| | Tenir trop à, être passionné pour: Miadalam-bola izy (Il tient trop à l'argent) [1.3]
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
miadala |
| Ny lasa : |
niadala |
| Ny hoavy : |
hiadala |
| Filaza mandidy : |
miadalà |
|
| Mpanahaka |
miadaladala |
|
| Teny iditra |
miadalà
(adala)
|
| Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miadala
|
| | [1.1]
|
| | [1.3]
|
|