| Teny iditra |
miadaladala
(adaladala (adala))
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | Tsy mahay mitondra tena, mitondra tena toy ny adala, manao fanahin'adala, tsy mahay mipetraka: Raha miadaladala eo ianao, entiko any amin' ny fanjakana Tia loatra, matimaty: Niadaladalam-bola ny nao ka tratra tamin'ny farany [1.1]
|
| | To be simple, unwise, or silly. [1.2]
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
miadaladala |
| Ny lasa : |
niadaladala |
| Ny hoavy : |
hiadaladala |
| Filaza mandidy : |
miadaladalà |
|
| Tovy hevitra | |
|
| Teny iditra |
miadaladalà
(adaladala (adala))
|
| Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miadaladala
|
| | [1.1]
|
| | [1.3]
|
|