|
|
|
|

Teny iditra miahana (ahana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Mijanona: Niahana taiza ianareo nony avy any Toamasina? [1.1]
  [Sihanaka] [ mihaña ] Mijanona, mitsahatra [1.78]
 To hesitate suddenly, to falter, to pause; to lean or depend upon another. [1.2]
 S’arrêter: Niahana tampoka izy nony tonga aho (Il s’est arrêté subitement lorsque je suis arrivé) [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : miahana
Ny lasa : niahana
Ny hoavy : hiahana
Filaza mandidy : miahàna

Teny iditra miahàna (ahana)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miahana [Fitanisana]
  [1.1]
  [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20