| Teny iditra |
miambina
(ambina)
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | Manara-maso na mitandrina olona na biby na zavatra napetraka eo ambany fiadidian' ny tena mba hiaro azy tsy ho simbasimba foana na hisakana azy tsy handositra: Soa ihany fa miay polisy miambina ny vohitra amin' ny alina ~ Iza no miambina ny gadra anio [1.1]
|
| | To be on the watch, to be on guard, to keep guard; to guard, to watch. [1.2]
|
| | To watch, to guard [1.7]
|
| | Surveiller, garder [1.8]
|
| Ohatra |
| 1 | Ny Vazahan' ny tranomilina lasa daholo, i Beomby no sisa Vazaha ao, izy sy ny mpiasany no miambina ny tanànany.
[2.472]
|
| 2 | Koa nahoana hianao no tsy niambina ny mpanjaka tomponao?
[2.996]
|
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
miambina |
| Ny lasa : |
niambina |
| Ny hoavy : |
hiambina |
| Filaza mandidy : |
miambèna |
|
|