|
|
|
|

Teny iditra miambozona (vozona)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Mitondra (zavatra) eny ambozona [1.1]
 To wear or carry about the neck [1.7]
 Porter au cou, mettre au cou [1.3]
 Porter autour du cou [1.8]
Ohatra Foly manga maro miambozona laingolaingom-paraky maro homana raha laingolaingom-pitia no ho anao aleoko ny ingosoana tsy ho heny ny mandry no ratsy ry tsiana. [2.131]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : miambozona
Ny lasa : niambozona
Ny hoavy : hiambozona
Filaza mandidy : miambozòna

Teny iditra miambozòna (vozona)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miambozona [Fitanisana]
  [1.1]
  [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11