|
|
|
|

Teny iditra vozona
Sokajin-teny anarana
 Ny tenda eo amin' ny faritry ny hatoka, ny elanelan' ny soroka sy ny loha: Misy vailahy kely eo amin' ny vozony [1.1]
 The neck [1.7]
 Cou, col, goulot [1.3]
 Le cou; le col [1.8]
Voambolana 
Ohatra Be ny goaika, ka tsy fantatra izay lahy sy vavy, fa samy fotsy vozona avokoa izy rehetra [2.69]
Sampanteny 
Lahatsoratra 

Teny iditra vozona
Sokajin-teny anarana
 Enti-milaza fanerena hanaiky [1.1]
 Contrainte, violence [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2024/10/30