|
|
|
|

Teny iditra mianavaratra (anavaratra (avaratra))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Mandeha mankany avaratra [1.1]
 To go north or northwards. [1.2]
 To go to the north [1.7]
 Aller vers le nord [1.8]
Voambolana 
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mianavaratra
Ny lasa : nianavaratra
Ny hoavy : hianavaratra
Filaza mandidy : mianavarata
Mpanahaka  mianatsimo ~ miantsinanana ~ miankandrefana

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20