| Teny iditra |
mianatsimo
(anatsimo (atsimo))
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | Mandeha mankany atsimo Mampitodika any atsimo:
Nolazain' ny ntaolo fa ny mpamosavy no mianatsimo loha [1.1]
|
| | To go to the south [1.2, 1.7]
|
| | Aller vers le sud [1.8]
|
| Voambolana |
| Ohatra |
| 1 | dia miezaha ialahy mianatsimo ihany ho tazan'ny mpanenjika
[2.588]
|
| 2 | Hadilanana mianatsimo sy mianavaratra no nahitany an-dRazay
[2.324]
|
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
mianatsimo |
| Ny lasa : |
nianatsimo |
| Ny hoavy : |
hianatsimo |
| Filaza mandidy : |
mianatsinoma |
|
| Mpanahaka |
mianavaratra ~
miantsinanana ~
miankandrefana |
|