|
|
|
|

Teny iditra miantsinanana (antsinanana (atsinanana))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Mandeha na mampitodika any atsinanana: Hitanao ve ny nandehanan' ireny olona telo mianaka ireny? -- Niantainanana any no nahitako azy [1.1]
 To go to the east [1.2, 1.7]
 Se diriger vers l'est [1.3]
 Aller vers l'est [1.8]
Ohatra 
1Sary miantsinanana ambony miankandrefana
izany hianao hono ry itsiana
[2.131]
2Tamin' izany fotoana izany koa dia mbola tsy nisy ny lalam-piarakodia miantsinanana. [2.470]
3Fantany koa fa ny ala tsy mandry Anosibe Anala, Beparasy, ny manaraka ny lalamby miantsinanana rehetra. [2.472]
4Hazakaza-madinika hampafana ny tena aloha no nanombohana raha vao nivoaka an' Ambodivonkely ka hiantsinanam-bava tamin' iny vahilava iny [2.643]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : miantsinanana, miantsinanam-, miantsinanam-
Ny lasa : niantsinanana, niantsinanam-, niantsinanam-
Ny hoavy : hiantsinanana, hiantsinanam-, hiantsinanam-
Filaza mandidy : miantsinanàna
Mpanahaka  mianavaratra ~ mianatsimo ~ miankandrefana

Teny iditra miantsinanàna (antsinanana (atsinanana))
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miantsinanana [Fitanisana]
  [1.1]
  [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20