| Teny iditra |
miandranandrana
(andranandrana)
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | Mihetsika na mandeha tsy mijery ambany: Miandranandrana ery i Sahondra rehefa mandeha Miseho ho kanto na lehibe noho ny hafa: Niandranandrana Rabenarivo nony nandre ny teny nataon' ny mpikabary nandokadoka azy [1.1]
|
| | To be haughty, to be arrogant, disdainful, or lofty; to be bold and confident (in a good sense). [1.2]
|
| Ohatra | Tsy tohako izay miandranandrana sy miavonavona am-po.
[2.996]
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
miandranandrana |
| Ny lasa : |
niandranandrana |
| Ny hoavy : |
hiandranandrana |
| Filaza mandidy : |
miandranandràna |
|
|
| Teny iditra |
miandranandràna
(andranandrana)
|
| Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miandranandrana
|
| | [1.1]
|
| | [1.3]
|
|