| Teny iditra | miantonta (antonta (tonta)) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Mianjera, midaboka, potraka Mianjera, mihatra: Hiantonta aminao ny henatra amin' izany ka mitandrema [1.1] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Teny iditra | miantontà (antonta (tonta)) | ||||||||
| Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miantonta | ||||||||
| [1.1] | |||||||||
| [1.3] | |||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2013/04/12 |
|