|
|
|
|

Teny iditra miapanapana (apanapana (apana))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Mitotototo tsy mahita izay haleha, mivezivezy atsý sy ary na noho ny haizina na noho ny fikorontanantsalna, ka matetika mipopòka foana amin-javatra na diso amin' izay atao: Niapanapana i Jaona nivoaka ny efitrano fanadinana
Mitovy hevitra: mikorapadrapaka ~ mipapapapa ~ mipempena ~ mipepipepy ~ miraparapa ~ mitotototo foana [1.1]
 To go about foolishly, to stagger, to vacillate. [1.2]
 Tâtonner: Miapanapana ny jamba (L'aveugle tâtonne) [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : miapanapana
Ny lasa : niapanapana
Ny hoavy : hiapanapana
Filaza mandidy : miapanapàna

Teny iditra miapanapàna (apanapana (apana))
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miapanapana [Fitanisana]
  [1.1]
  [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11