|
|
|
|

Teny iditra mipapapapa (papapapa)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Mamindra maika mankatsy mankaroa noho ny fahaverezan-kevitra; mitotototo, miraparapa
Mitovy hevitra: miapanapana ~ mikoropaka ~ mikoropoka ~ mipempena ~ mipepipepy ~ mirafandrafana ~ miraparapa ~ mirepirepy ~ mirotoroto [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mipapapapa
Ny lasa : nipapapapa
Ny hoavy : hipapapapa
Filaza mandidy : mipapapapà

Teny iditra mipapapapà (papapapa)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mipapapapa [Fitanisana]
  [1.1]
  [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20