|
|
|
|

Teny iditra miasy (asy)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
  [Bara, Sakalava, Taisaka, Tanosy] manaja [1.78]
  [Taisaka] manasina [1.78]
  [Provincial] To show respect, to honour [1.2]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : miasy
Ny lasa : niasy
Ny hoavy : hiasy
Filaza mandidy : miasia

Teny iditra miasy
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
  [Bara] Mararin' ny nendra [1.78]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/03/08