| Teny iditra |
mibedibedy
(bedibedy (bedy))
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | Mimenomenona miverimberina, manao teny misesisesy: Lasa tsirairay ny mpiasa raha mbola nibedibedy teo Rangahy mpampiasa Mananatra na maniny lavareny tsy an-kiato: Tsy manao afa-tsy ny mibedibedy i Neny Mirediredy, miteniteny foana tsy misy heviny: Mibedibedy ny marary [1.1]
|
| | To talk much, to tattle, to be loquacious, to chatter. [1.2]
|
| Ohatra | Fa ny molotra mibedibedy foana tsy mba ahazoana na inona na inona.
[2.996]
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
mibedibedy |
| Ny lasa : |
nibedibedy |
| Ny hoavy : |
hibedibedy |
| Filaza mandidy : |
mibedibede, mibedibedesa |
|
|