| Teny iditra |
mibirioka
(birioka)
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | Mivily any amin' ny tsy izy, tsy mahitsy fa misondrovaka misompirana na miolaka: Nihirioka ny bala ha tsy hita izay nalehany ~ Nibirioka ny lahatenin-dRangahy: fivavahana no foto-dresaka ka Lasa tany amin' ny politika
Mandositra, mitsoaka, milefa: Mibirioka matetika io zazalahy io [1.1]
|
| | To deviate from a straight course, to turn aside, to go crookedly, as a ball or spear thrown at a mark. [1.2]
|
| Ohatra | Tsy fantatra izay voa na ny mpamily na ny kodiarana iray aloha, fa nibirioka niankavia ilay fiara ary tonga dia nivadika teo amin' ny sisin-dalana.
[2.472]
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
mibirioka |
| Ny lasa : |
nibirioka |
| Ny hoavy : |
hibirioka |
| Filaza mandidy : |
mibirioha |
|
|