| Teny iditra |
midarona
(darona)
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | Manao na mamindra na miteny miadana toa tsy rototra [1.1]
|
| | To speak plausibly but yet deceitfully; to pretend to go but not setting out [1.2]
|
| | Agir, parler posément, retentir avec plénitude, avec harmonie [1.3]
|
| Ohatra | Eny, fa na dia midarona aza ny sandry, ka manao laniala ny nify, dia mbola ao ihany ny fahoriana.
[2.69]
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
midarona |
| Ny lasa : |
nidarona |
| Ny hoavy : |
hidarona |
| Filaza mandidy : |
midaròna |
|
|
| Teny iditra |
midaròna
(darona)
|
| Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao midarona
|
| | [1.1]
|
| | [1.3]
|
|