| Teny iditra |
midoboka
(doboka)
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | Midafoka mafy ka mirohana sy migoboka: Andeha isika fa midoboka ny amponga ~ Nisy nanipy vato tao amin' ny farihy ka nidoboka ny rano Mipaika: Nidoboka ny foko teo am.piandrasana ilay vaovao
Misamonomonona: Midoboka ny roina misy rano [1.1]
|
| | To thump; to sound like a drum [1.7]
|
| | Donner un son de tambour; produire des sons sourds ou mats [1.8]
|
| Voambolana |
| Ohatra |
| 1 | Ny ranomasina midoboka moramora.
[2.499]
|
| 2 | Inona ary izany : Mivelatra ilay malemy, ka midoboka Raotozafy?
[2.69]
|
| 3 | Farany, iry erý ny tranon-dry Dada ! Midobodoboky ny hafaliana ny am-bavafo.
[2.356]
|
| 4 | Dia ho izay henonay midoboka izay tokoa ve ny vatan-tsambo midona amin' ny vato?
[2.471]
|
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
midoboka |
| Ny lasa : |
nidoboka |
| Ny hoavy : |
hidoboka |
|
| Tovy hevitra | |
|
| Teny iditra |
midoboka
(doboka)
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | Mitoetra, mipetraka, mijanona elaela amin' ny toerana iray: Nidoboka tany an.tsena tany ry zareo [1.1]
|
|