| Teny iditra |
mielanelana
(elanelana (elana))
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | Misy elanelana: Nielanelana lahy roa Rasoa sy Ravao ~ Nielanelana roa volana ny nahaterahan'ireo mpanoratra roa ireo Mitsangana ho mpanelanelana: Tsy naharitra fa nielanelana ny anadahin' izy mirahavavy [1.1]
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
mielanelana |
| Ny lasa : |
nielanelana |
| Ny hoavy : |
hielanelana |
| Filaza mandidy : |
mielanelàna |
|
|
| Teny iditra |
mielanelàna
(elanelana (elana))
|
| Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mielanelana
|
| | [1.1]
|
| | [1.3]
|
|