| Teny iditra | miempaka (empaka) | ||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
| Mienda-koditra, miovaka: Efa miempaka be ihany ny tanako ka mbola lazainao ho tsy niasa ihany aho [1.1] | |||||||
| To swell and blister [1.7] | |||||||
| être écorché, avoir des ampoules [1.8] | |||||||
| Voambolana | |||||||
| Ohatra | Indray maka, niasa tsy nitsahatra nanariva andro mpiasa nanao lalana toy izany, ka niempaka sy nandeha ra ny felantanan' ny ankabeazany.
[2.472] | ||||||
| Haiendriteny |
| ||||||
| Tovy hevitra | miempakempaka | ||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|