| Teny iditra | miempakempaka (empakempaka (empaka)) | ||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
| Mienda-koditra, miovaka: Efa miempakempaka be ihany ny tanako ka mbola lazainao ho tsy niasa ihany aho [1.1] | |||||||
| Haiendriteny |
| ||||||
| Tovy hevitra | miempaka | ||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/02/26 |
|