|
|
|
|

Teny iditra miera (era)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Mangata-dalana: Niera an-janany no nahatongavan-dRasoa. [1.1]
 To ask permission [1.7]
 Demander la permission [1.8]
Ohatra 
1Niera tamin' I bory izy fa tsy nahazo [2.472]
2Sy ny mangalabelirano tsy miera amin' andriana [2.48]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : miera
Ny lasa : niera
Ny hoavy : hiera
Filaza mandidy : mierà

Teny iditra mierà (era)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miera [Fitanisana]
  [1.1]
  [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11