|
|
|
|

Teny iditra mierona (erona)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Mamoaka feo toy ny mingonona aloha, dia mihamafy, arahim-pihetsehana vonon-kandramatra: Mierona ilay alika ka tsy sahy manatona aho [1.1]
 To growl, to roar [1.7]
 Gronder, rugir [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mierona
Ny lasa : nierona
Ny hoavy : hierona
Filaza mandidy : mieròna

Teny iditra mieròna (erona)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mierona [Fitanisana]
  [1.1]
  [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20