|
|
|
|

Teny iditra mifampihinana ny manta sy ny masaka
Sokajin-teny kambanteny
Singan-teny mifampihinana, manta, masaka
Fitokoavana Teny na kambanteny hita ao aminy: sakaiza [1.1]
Ohatra Efa nahazatra ahy tsara à mpianakavy misy ny zaza, fa nifampihinana ny manta sy ny masaka izahay, ka tsy manahirana. [2.968]

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/01