| Teny iditra |
mifanakona
(takona)
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | Mirotsaka betsaka miara-manao asa sarotra lehibe iray, miara-mitondra zava-mavesatra iray; mifanampy [1.1]
|
| | Used in the sense of Mifamonjy. See vonjy
[1.2]
|
| Ohatra | Ary rehefa hitany fa dia tena tsy zakany samy irery tokoa, vao lasa izy miantso namana, ka mahafatifaty ery ny mijery ireto izy mifanakona milanja ilay entam-be.
[2.445]
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
mifanakona |
| Ny lasa : |
nifanakona |
| Ny hoavy : |
hifanakona |
| Filaza mandidy : |
mifanakòna |
|
|
| Teny iditra |
mifanakòna
(takona)
|
| Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mifanakona
|
| | [1.1]
|
| | [1.3]
|
|