| Teny iditra |
mifanosona
(sosona)
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | Mifampidipiditra na mifanongona: Misy hifidiananao tsara ireo sobiky mifanosona ireo ~ Milahara tsara fa aza mifanosona toy izao Atao na tonga indray miaraka: Tsy tiako mihitsy ny ahy ny raharaha mifanosona tahaka izao [1.1]
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
mifanosona |
| Ny lasa : |
nifanosona |
| Ny hoavy : |
hifanosona |
| Filaza mandidy : |
mifanosòna |
|
|
| Teny iditra |
mifanosòna
(sosona)
|
| Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mifanosona
|
| | [1.1]
|
| | [1.3]
|
|