| Teny iditra |
mifantsika
(fantsika)
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | Miraikitra amin' ny fantsika: Tsy mifantsika tsara ity sary ity izany Milozoka, miraikitra: Mifantsika amin' ny fianarana marina ity zaza ity ka tsy mahagaga raha mahomby
[1.1]
|
| | To be nailed, nailed. [1.2]
|
| | To be fastened with nails [1.7]
|
| | être cloué [1.8]
|
| Ohatra | Nanomboka teo, dia nifantsika tao an-tsaiko ny hiasa an-tsambo mba ho tonga any Andafy.
[2.471]
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
mifantsika |
| Ny lasa : |
nifantsika |
| Ny hoavy : |
hifantsika |
| Filaza mandidy : |
mifantsiha |
|
|
| Teny iditra |
mifantsika
(fantsika)
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | To bend down so as to have the back hollow, to be hollow about the back. It is used of persons, oxen, or bent poles for carrying, or the covers of books curled up. Mihantsika and mitofantsika also used. [1.2]
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
mifantsika |
| Ny lasa : |
nifantsika |
| Ny hoavy : |
hifantsika |
| Filaza mandidy : |
mifantsiha |
|
|